|
|
|
|

Entry1  teboka roa
Elementary words  2 teboka, 3 roa
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:
6 -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely
7 -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho
8 -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1]
Explanations in English  9 colon [3.1]
Explanations in French  10 deux points [1.5, 1.13]
Vocabulary  11  Linguistics
Analogs  12  tebokaamanpaingo, 13  tebokafamaranana, 14  tebokatelo
Tables and plates  15  Punctuation marks

Updated on 2025/11/02